Logo

WeBible

3. Ary nivoaka nankany amin’ i Elisa i...

2 Kings

Chapter 2 : Verse 3

3 / 25

Ary nivoaka nankany amin’ i Elisa ireo zanaky ny mpaminany izay tao Betela ka nanao taminy hoe: Fantatrao va fa anio no hangalan’ i Jehovah ny tomponao hiala ho any ambonin’ ny lohanao? Dia hoy izy: Eny, fantatro ihany koa izany, fa mangìna ianareo.

2 Kings 2:3